|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hindrahindraina |
| Fototeny | 2hindrahindra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Rotsirotsina.
5Hasohasoina: Nohindraindrain' ny mpamaly kabary teo ny ben' ny tanana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be tossed or played with as one does with a child.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7avec qui on joue comme avec un enfant.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 hindrahindraina, 14 ihindrahindrana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|