|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 hinaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fikapohana mafy tsy misy fangorahana na amin' ny hazo na amin' ny karavasy. [1.1]
Tovy hevitra  4hinakinaka

Teny iditra (2/3)5 hinaka
Sokajin-teny  6 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7Sady lehibe no matavy, botrefona. [1.1]
Tovy hevitra  8hinakinaka

Teny iditra (3/3)9 hinaka
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny frantsay  11grand marais, marais couvert de joncs.
12§ heniheny.. [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  13 hakany, 14 hany ka, 15 hinaka, 16 nakahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19