|
|
|
|

Teny iditra1 himake
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Faharatsiantoeran' ny zaza ao an-kibon' ny reniny izay mahatonga azy hisisika an-tsisiny akaikin' ny moja, ary mahatonga an-dreniny kosa tsy hahay mitsangana loatra.. [Sakalava] [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Voambolana  7 Fahasalamana

Fivaditsoratra  8 himake, 9 maheky, 10 mihake, 11 miheka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19