|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hima
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan' akorandriaka misanasana ka raha akombony ny vavany dia tsy afaka izay tratrany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4espèce de coquille appelé bénitier.. [Tankarana] [1.19]
Kamban-teny rehetra  5himbato

Teny iditra (2/2)6 hima
Fototeny  7ma
Sokajin-teny  8 ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mima

Fivaditsoratra  9 hamy, Hamy, 10 hima, 11 mahy, 12 miha~

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05