|
|
|
|
Teny iditra
1
hilontrilona
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Fitsipendrampendrana na taratra mandrendridrendry ny maso avy amin' ny zavatra mainty indrindra..
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny iharana :
4
ahilontrilona
,
5
ahilontrilony
Anarana :
6
fihilontrilona
,
7
mpihilontrilona
Mpamaritra :
8
mihilontrilona
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19