Teny iditra | hiloka > miloka (loka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Milalao vola (misy zavatra iadiana: karatra, kodiakely, hazakaza-tsoavaly... ka manome vola an' izay maharesy izay resy na maty loka). [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To gamble [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Jouer de l'argent, parier [1.8] | ||||||||
Ohatra | Ny mahay miloka manome ainga izay sahy manao aminy, na atao be sy kely ny vola ilokana.
[1.437] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Teny iditra | hiloka > miloka | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Midera [1.78] | ||||||||
Teny iditra | hiloka > milokà (loka) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miloka | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Fivaditsoratra | lamoky, lomaky, lomika, mikalo, mikola, milako, miloka |
Teny iditra | hiloka > ilokana (loka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | alonika, ilokana, kaloina, kaolina, lakoina |