|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hiasa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3kilalao, hira.
[Sakalava]
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 hiasa |
| Fototeny | 5asa |
| Sokajin-teny | 6 ho avin' ny matoantenin' ny mpanao miasa |
| Ohatra |
7 hiasa koa anie no nahatongavanay ato ê!
[2.4]
8 Nanangona olona haondrana hiasa any ivelany ny Frantsay. [2.508] 9 Raha tena reraka mitohy moa izy, hahavita hiasa hafiriana io. [2.472] |
| Fivaditsoratra | 10 asahy, 11 haisa, 12 hasia, 13 hiasa, 14 sahia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|