Teny iditra |
hiaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Feo avo entina hihaikana, hihantsiana ady na hireharehana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A cry of defiance or of victory [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Cri de défi, cri de victoire [1.8]
|
Ohatra | Nisy feo nidradradradra nahonena, nisy hiaka tokana, ary nisy rà sesehena nandriaka.
[2.895]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
hiaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Soritra hita mazava miharihary, ka matetika ny soritra fotsy na mena no lazaina amin' izany [1.1]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
hiaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Tany marina malalaka mazava [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Clairière, plaine, grand terrain plat, découvert ; tanèty, collines sans arbres. (hày). [1.19]
|
| [Bezanozano, Merina]
Sols sur lesquels la forêt a été détruite et où il ne pousse plus qu'une herbe rase. Clairières, emplacements dénudés en forêt. [1.196]
|
Voambolana |
|