|
|
|
|

Teny iditra1 hetriketrika
Fototeny  2hetrika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny feon' ny vary madiva ho ritra sy ho masaka.
5Hafanana tsy anerany.
6Fahavoriam-bahoaka betsaka misy lanonana malaza. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  14 Feo
Tovy hevitra  15hetrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19