|
|
|
|

Teny iditra1 heteropoda    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: karazana ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Dioscorea heteropoda  4heofika, 5hofika, 6hofimamy, 7lofika, 8ofika, 9ofimamy, 10ovimamy, 11ovinala
Dioscorea heteropoda var. diffusa  12oviala

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/04