|
|
|
|

Teny iditra1 hero-dronono
Singan-teny  2herotra, 3ro, 4nono
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6menaka azo avy amin' ny ronono. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7cream. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8crème. [1.8]
Voambolana  9 Toe-karena: hanina
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02