|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 hero-
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe herona

Teny iditra (2/4)3 hero-
Sokajin-teny  4 endritenin' ny hoe herotra

Teny iditra (3/4)5 hero    
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7lehilahy malaza noho ny heriny sy ny fahasahisahiny tamy ny ady; ny lehilahy lazaina indrindra amy ny tantara na tonon-kira, etc.. [1.32]

Teny iditra (4/4)8 héro    
Sokajin-teny  9 anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy  10lehilahy mahery fo. [1.4]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12