|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 herim-po |
| Singan-teny | 2hery, 3fo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5herin' ny sitra-po mandresy ny tahotra sy ny henatra ary tsy mikendry afa-tsy ny hahavita zavatra ka milofo hatramin' ny farany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6courage, willingness to exert oneself.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7courage, vigueur.
[1.8] |
| Voambolana | 8 Ontam-po |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|