|
|
|
|

Teny iditra1 heraheraina
Fototeny  2herahera
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ampiandrasina ela (enti-milaza trosa na vola tsy maintsy aloa). [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 heraheraina, 10 ireharehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12