|
|
|
|

Teny iditra1 hentana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fahavakiana mitsefatsefaka hita amin' ny tanimbary diso maina loatra: Vaky hentana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Crevasse, fente, fissure. [1.3]
Ohatra  5 Tandremana sao tsy mbola vaky hentana ny tanimbary ka asaina, ary tadidina tsara fa raha tsy efa maty sakivy indray izy ka efa lava somotra ny tsiriry, tsy azo vakina ny bainga, izany hoe avela ho dobo rano maharitra tsara ho niohaka ny tany vao hosena. [2.643]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  7vaky hentana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08