|
|
|
|

Teny iditra1 heno
Sokajin-teny  2 matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Jereo haino. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4see haino. [1.2]
Ohatra  5 Farany, heno fa nilavo lefona ny Frantsay. [2.472]
6 Henony teo fa olona telo fotsiny no horaisin' ity orina asa ity. [2.445]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Tsipelina hafa  15haino
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02