|
|
|
|

Teny iditra1 henjakenjana
Fototeny  2henjana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4[duplicatif]. [1.3]
Ohatra  5 iry ny hatoko henjakenjana sy mahavesabesatra; [2.59]
6 Fa raha misy fitia henjakenjana any, dia mba misy fitia enjikenjika atý. [2.69]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
8 Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12