|
|
|
|

Teny iditra1 henemana
Fototeny  2enina
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mandritra ny enina andro: Nifady hanina henemana izy ka reraka.
5Halavam-potoa na enina andro: Nony afaka henemana, lasa ireo iraka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6six jours. [1.3]
Voambolana  7 Fotoana

Fivaditsoratra  8 henemana, 9 maneheña

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12