|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hematôzôera |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazana mikraoby bibikely mivelona ao anaty ran' ny olona voakaikitry ny moka atao hoe anofela, ka mararin' ny tazo, mafana sy mangovitra izay voany.
[1.1] 4katsentsitra mivelona ao amin'ny liomenan'ny olombelona ka miteraka tazo. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5hématozoaire.
[1.13] |
| Voambolana | 6 Haiaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|