|
|
|
|

Teny iditra1 hematôzôera
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazana mikraoby bibikely mivelona ao anaty ran' ny olona voakaikitry ny moka atao hoe anofela, ka mararin' ny tazo, mafana sy mangovitra izay voany. [1.1]
4katsentsitra mivelona ao amin'ny liomenan'ny olombelona ka miteraka tazo. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5hématozoaire. [1.13]
Voambolana  6 Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12