|
|
|
|

Teny iditra1 helohina
Fototeny  2heloka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Sazina araka ny didim-pitsarana: Nohelohina natao sesi-tany roapolo taona izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be condemned, to be brought in guilty.. [1.2]
6to be condemned. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on condamne. [1.3#233, 1.8]
Ohatra  8 nohelohin-ko faty izy (il a été condamné à mort) [1.3#233]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12