|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 helodrano |
| Singan-teny | 2heloka, 3rano |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Fivilian-drano izay toa iangonan' ny rano noho ny toerana tsy mahitsy.
6(helo-drano) ilazana ny rano mitsopaka any afovoan' ny tany izay lalovan' ny ony. [1.1] |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|