|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 helo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3mivezika.
[Tanala]
[1.78] 4Zavatra miserantserana sy manakontakona avy eo ambony loha.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5hovering, wavering, as something above a window.
6See helana, herohero. [1.2] |
| Tovy hevitra | 7helohelo |
| Kamban-teny rehetra | 8ombiasa-helo |
| Teny iditra (2/2) | 9 helo |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11Toerana any amin' ny fiainan-tsy hita inoan' ny mpivavaka kristianina ho fitoeran' ireo ratsy fanahy teto an-tany ka ijaliany amin' ny tsy fahitany an' Andriamanitra; afobe.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12hell.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13l'enfer.
[1.8] |
| Voambolana | 14 Fivavahana |
| Lahatsoratra | 15Randzavola: helo ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|