|
|
|
|

Teny iditra1 helatra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Hazavana mitsoriaka eny ana habakabaka amin'ny oram-baratra, tselatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4Lightning. [1.2, 1.7]
5Coruscation, fulguration.
6[Mal.
7Kelat.].
8Fig.
9swift, quick.
10See tselatra.. [1.2]
11A flash of light. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12Éclair. [1.3, 1.5, 1.8, 2.415, 1.6]
13Miroitement. [1.3, 1.5]
14Reflet de la lumière. [1.3, 1.8]
15Figuré: vitesse, promptitude. [1.3]
16Miroitement de la lumière. [Tanala] [1.6]
Ohatra  17 Toy ny helatra kosa no nanjerako ny fonjam-by teo amin' ny lohany. [2.643]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Ohabolana  25 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02