|
|
|
|

Teny iditra1  hefindrano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Sakalava] bibikely an-drano mifikitra amim-bato sady mitsentsitra ran'olona [1.78]
Voambolana  4  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04