|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hebiheby |
| Fototeny | 2heby |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanetsiketsehana zavatra hisalovana ny fijery na ny lalan' ny hafa; fisakantsakanana amin' ny fivezivezena avy an-kavia na an-kavanana..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5hovering about, as a bird, wandering about, as a person having no place to rest in.
6probably redup. 7of heby. 8Comp. 9heva, sebiseby, tebiteby.. [1.2] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|