|
|
|
|

Teny iditra1 hazavaina
Fototeny  2zava
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana hazavana, tsilovina: Hazavain' ny jiro ny efitrano.
5Voaboasana, lazaina ny heviny: Hazavao ny hevitr' izany teny izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be made clear, to be illuminated. [1.2, 1.7]
7to be lighted; to be distinct. [1.2]
8to be explained. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9qu'on explique, qu'on éclaircit. [1.3#869, 1.8]
10qu’on rend clair, distinct. [1.3#869]
11qu'on éclaire, qu'on illumine. [1.8]
Ohatra  12 Ary angamba azo hazavaina ihany ny nahatonga izany. [2.285#]
13 Saingy naleoko nangina fa sarotra hazavaina loatra izany. [2.944#]
14 Tsy maintsy hazavaina aloha fa misy nentim-paharazana mihitsy ao; [1.377#nyresaka]
Haiendriteny 
15 Ny ankehitriny :
16 Ny lasa :
17 Ny hoavy :
18 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  19 hazavaina, 20 ihazavana, 21 vazahaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12