|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hazakazahina |
| Fototeny | 2hazakazaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Aleha haingana, vonjena maika: Nohazakazahiko tany an-tsaha Rakoto nony tsy hitako tao an-tranony.
5Enjehina: Nohazakazahiko tamin' ny tehina ilay karilahy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be run for..
[1.2] 7to be run after, to be pursued. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qu'on suit ou poursuit en courant.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|