|
|
|
|

Teny iditra1 hazaina
Fototeny  2haza
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Samborina: Trandraka no nohazainay.
5Karohina, tadiavina; enjehina: Nohazaina ilay mpigadra nilefa fa tsy azo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be hunted, to be chased. [1.2]
7to be hunted. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on chasse. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13 haizana, 14 hazaina, 15 ihazana, 16 izahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12