|
|
|
|

Teny iditra1 havotsana
Fototeny  2votsa
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny olona votsa, miadam-panao zavatra, tsy kinga: Mahay ny asany tsara izy, fa ny havotsany no tsy anerany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5lenteur, lourdeur. [1.3]
Tovy hevitra  6fahavotsana

Fivaditsoratra  7 havotsana, 8 tsovahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12