|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 havaotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3jereo avaotra.
[1.1] 4ny atao hoe havaotra na avaotra dia karazan-javamaniry mandadina be tsilotsilo. [2.313#131] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5(voir aussi avaotra qui semble à préférer).
6Smilax kraussiana Meisn. 7(Liliaceae). 8Les tubercules et racines de cette salsepareille avaient des propriétés cicatrisantes utilisées notamment pour obtenir la guérison des abcès fistulés. 9On en faisait un onguent qu'on introduisait dans les fistules.. [Merina, Bezanozano, Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Tsipelina hafa | 11avaotra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 havaotra, 14 voahatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|