|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 havalahana |
| Singan-teny | 2hatra, 3valahana |
| Sokajin-teny | 4 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5up to the loins..
[1.2] 6as deep or high as the waist. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7jusqu' à la ceinture.
[1.8] 8Il y a de l' eau jusqu' aux reins, jusqu' au salaka qui entoure les reins. [2.415#6668] |
| Ohatra |
9 Tanin-tsaingona mandifotra havalahana no novakivakina.
[2.643#]
10 Rahefa vita ny kabarin-dRafakatro dia nampanao lavaka havalahana teo an-kianjabe izy. [2.357#] |
| Voambolana | 11 Toerana |
| Tovy hevitra | 12am-pisalakana, havaniana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|