|
|
|
|

Teny iditra1 hatsakafo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3tany mifanila amin'ny tavy ka nifindran'ny afo tamin'ny dorotavy. [Betsimisaraka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12