|
|
|
|

Teny iditra1 hatrotro
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ditiditin-kena avy amin' ny loha na ny tongotry ny omby. [1.1]
4raha maditidity mety mandry avy amin'ny taolana na hoditra nahandroina. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5anything congealing like jelly, but bad.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6gélatine, gelée. [1.13]
Voambolana  7 Toe-karena: hanina
Kamban-teny rehetra  8hatrotrobe
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02