|
|
|
|

Teny iditra1 hatina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Aretin-koditra mora mifindra miteraka ferifery, avy amin' ny bibikely (renihatina) tsy hita afa-tsy amin' ny mikraosikaopy, mahatonga hidihidy lozantany, ary amin' ny elakelaky ny rantsantanana sy tongotra no iandohany, dia manerana ny tena manontolo, raha tsy voatsabo.
4(Ny hatina dia fantatra amin' ny faritany samihafa amin' ny anarana maro toy ny hoe: keligadra, kia, lavahaotra). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5scabies. [1.2, 1.7]
6the itch. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7gale. [1.54, 1.8]
Voambolana  8 Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 hatina, 12 tahina, 13 tihana, 14 tinaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02