|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hatezana
Fototeny  2teza
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra maharitra, ela vao simba na rovitra. [1.1]
Tovy hevitra  5hateza

Teny iditra (2/2)6 hatezana
Fototeny  7teza
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9Toetran' ny zavatra mateza; faharetana; fahelana: Zato taona ny hatezan' ny fiainan' ny zanak' olombelona raha ela indrindra. [1.1]
Tovy hevitra  10fahatezana

Fivaditsoratra  11 hatezana, 12 tahezana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12