|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hatevina
Fototeny  2tevina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra matevina: Lehibe ny hatevin' ny rindrina ka tsy atahorana ho re ao an' efitra ny resatsika.
5Indrakely: Voatondro telo ny hatevin' itỳ hazo fisaka itỳ. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6épaisseur. [1.13]
Voambolana  7 Toerana

Teny iditra (2/2)8 hatevina
Fototeny  9tevina
Sokajin-teny  10 ny ho avin' ny mpamaritra matevina

Fivaditsoratra  11 hatevina, 12 vahitane

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12