|
|
|
|

Teny iditra1 hata-piso
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3hataka tsy misy fiatoana sy miverimberina hatrany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the begging of a cat.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [2.415#6746]
[Demande de chat. Se disait des demandes réitérées.]
Kamban-teny rehetra  5manao hatapiso

Fivaditsoratra  6 apatsiho, 7 apotsahy, 8 hata-piso, 9 itsapaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08