Teny iditra | hataina (taina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ampirehetina hatao kitay: Raha bozaka kely io no hatainao, tsy hahamasa-bary ianao [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hataina io | ||||||||
Fivaditsoratra | ahitana, hataina, itahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |