|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hasoavina |
| Fototeny | 2soa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao tonga soa kokoa:Hohasoavin' ny fanjakana hono ny lalana mankany amintsika amin' ny herintaona.
5Asiana soa: Nohasoavinao ny zanako tamin' ny fampianarana nomenao azy. 6Tahina: Hohasoavin' ny Tompo anie ianao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7see soa..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 anasaviho, 13 anasavohy, 14 hasoavina, 15 voahasina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|