|
|
|
|

Teny iditra1 hasiviana
Fototeny  2sivy
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mandritra ny andro sivy: Mivavaka hasiviana.
5Halavam-potoana sivy andro: Nony tapitra ny hasiviana, sitrana ilay narary. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6neuf jours, une neuvaine. [1.3]
Voambolana  7 Fotoana

Fivaditsoratra  8 hasiviana, 9 isavihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12