|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hasinina
Fototeny  2hasina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Omena hasina.
5Omena hery amin' ny alalan' ny fivavahana, tsitsika, fitsofan-drano; hamasinina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be treated as holy, to be reverenced.. [1.2]
7to be sanctified in a magic rite. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8Qu'on bénit, qu'on sanctifie, à quoi on attache une grâce, une vertu. [1.3#223]
9qu'on sanctifie par un rite magique. [1.8]
Ohatra  10 Antsoina Ikelimalaza, hasinina Rafantaka, tsy mahavoa raha! [2.528]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)15 hasinina
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny frantsay  17(mis pour hazinina).
18Symphonia eugenioides Baker (Clusiaceaes).
19Le beurre végétal obtenu des graines est employé à la préparation d'onguents et de produits de beauté.. [Sihanaka, Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  20 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13