|
|
|
|

Teny iditra1 hasiahana
Fototeny  2siaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny olona masiaka, lozabe, faly hampijaly ny sasany; halozana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5fierceness, violence. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6Méchanceté. [1.3#222, 1.8]
7férocité. [1.8]
Ohatra  8 Azo heverina koa hoe hasiahana maina tsy nisy voka-tsoa mivantana hoa azy nanao azy. [2.472#]
9 Moa tsy asehon' ireo teny ireo fa tena noheveriny ho hasiahana ny lahatra mahafaty ny olombelona? [2.296#]

Fivaditsoratra  10 hasahiana, 11 hasiahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12