|
|
|
|

Teny iditra1 hasarotra
Fototeny  2sarotra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra sarotra, manahirana: Ny hasarotry ny lalana no nahela ny dianay. [1.1]
Tovy hevitra  5fahasarotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12