|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hasarotina |
| Fototeny | 2sarotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao izay hahasarotra azy na dia zavatra mora izao aza: Hasarotinao koa ny raharaha, nefa mety ho mora foana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5see sarotra..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 anasatrohy, 11 hasarotina, 12 irotsahana, 13 isatrohana, 14 sahotraina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|