|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 haronganina |
| Fototeny | 2harongana |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fiteny amin' ny biby be hatina, hatenina, izay manjary matevina ohatra ny harongana ny hodiny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5diseased, scabbed.
6Used only in speaking of calves.. [1.2] |
| Voambolana | 7 Haibiby: fitsaboina momba ny biby |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|