|
|
|
|

Teny iditra1 harongam-pohatra
Singan-teny  2harongana, 3fohatra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5levona, ringana tanteraka hatrany amin' ny fakany; lany harena, botry tanteraka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6destroyed, spent, ruined.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7Complètement détruit. [1.3#173]
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02