|
|
|
|

Teny iditra1 harerahana
Fototeny  2reraka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4épuisement, découragement, pauvreté. [1.3]
Ohatra  5 Manao tsy dia salama loatra aho, hoy Rasoa nampiseho harerahana teny amin' ny endriny. [2.529]
6 Noho ny harerahana tamin' ny dia, noho ny Tranovola mbola eo am-pamitana azy tsy ho ela, dia miandry tononandro tsara isika. [2.528]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12