|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 harata
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Soratr' omby mainty na mena fotsy loha misy pentina iray na roa eo amin' ny handriny. [Sakalava] [1.1]
Kamban-teny rehetra  4haratan-daletsa
Tsanganana sy sary iray takila  5 Soratr' omby

Teny iditra (2/2)6 harata
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny frantsay  8comparer avec haratra : nom donné aux pannes d'une charpente) Micronychia perrieri (Courchet) Capuron ined.
9(Anacardiaceae).
10Le bois de cet arbre est utilisé en charpenterie.
11Voir aussi tarata.. [Tandroy] [1.196]
Voambolana  12 Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  13harata valopinde
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  14 ahatra, 15 harata, 16 tahara

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08