|
|
|
|

Teny iditra1 haran-tratra
Singan-teny  2harana, 3tratra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Anarana omena ny fitambaran' ny taolana mamefy ny fo sy ny havokavoka, dia ny taolan-tratra, ny taolan-tehezana ary ny taolan' ny hazondamosina. [1.1]
6fitambaran' ny taolan-tehezana, taolan-damosina ary ny taolan' ivontratra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7cage thoracique. [1.13]
Voambolana  8 Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12